Teny iditra pitaovana > fitaovana (tao)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiomanomanana toy ny ho any an' ady, izay rehetra entina manomana ady: fiadiana, hanina, vatsy: Feno fitaovana tratran' ny polisy tao an-tranon-dRabe
Izay rehetra entina miasa: Misy mpianatra tsy manana penina, pensily, solaitra; ahoana izany tsy manam-pitaovana izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Rel. s. from mitao (tao).] All the preparations made in waiting for the enemy, food, weapons, etc. [1.2]
 Arms and supplies for war; instruments, equipment [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Armes et matériel de guerre ; instruments, matériel [1.8]
 Matériel, appareil [1.13]
Ohatra 
1Ireto avy ny fitaovana ilaina. [2.117]
2Namboatra fitaovana maro samihafa izy. [2.445]
3Dia tandremo tsara ny fanjakana ny fitaovana aza hadinoina. [2.366]
Voambolana 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra