Teny iditra |
raiki > raikitra
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Mipetaka: Efa raikitra amin' ny rindrina ny temitra ka sarotra alana Vita, tapaka rehefa nodinihina sy nifenarahana: Raikitra izany ny varotra ka omeo ny vodiondrim-barotra Tsy miova: Mivory amin' ny andro raikitra
[1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Sticking to; just, right, alike, agreed to, assented to. [Mal. Lekat (?).] Rekitra is used in the provinces. [1.2]
|
| Sticking to something; agreed to [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Attaché, collé [1.3, 1.8]
|
| Joint Conclu, réglé, décidé Conforme, juste [1.3]
|
| Agréé, sur quoi on est d'accord [1.8]
|
Ohatra |
1 | Saika maty aho lahy, hoy aho anakampo, raha raikitra tamin' ireny teo!
[2.4]
|
2 | Nony raikitra ny varotra dia hafatrafatra tsy misy ohatra izany no ataony:
[2.470]
|
|
Haiendriteny |
Tsotra : |
raikitra,
raiki- |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana |
|