Teny iditra rantsan > rantsana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny sampan' ny hazo: Tokony hotapahina ny rantsana maty
Ny iray amin' ireo fisampanana dimy amin' ny tendron' ny tanana na ny tongotra tsirairay avy: Lazao avy ny anaran' ny rantsana dimy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A branch (of a tree) anything like a branch. [Mal. Rantung.] [1.2]
 A branch [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Branche [1.8, 1.13]
 Branche d'un arbre [1.196]
Ohatra 
1fa amy ny rantsana sy ny tahon' ny hazo lehibe sy ny froteksa kosa dia misy koa atao. [1.357]
2Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra rantsan > rantsa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Cheville de bois servant surtout à assembler les éléments d’une pirogue —> alika, sevy [1.68]