Teny iditra rendriky > rendrika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Latsaka ao anaty rano ary difotra tsy afa-mipoitra intsony, fefika: Rendrika ny lakana
Renoka: Rendriky ny torimaso tzy tamin' izay
Latsaka lalina ao anatin' ny...: Rendriky ny alahelo izy
Raiki-pitia: Efa rendrika aminy ny fon-janakao
Empo, tsonika: Tsy tsara rendrika ity volafotsy ity [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Melted (of metals)
Wrecked (of a ship)
Fast asleep [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Chaviré, coulé dans l'eau
Fondu, liquifié, ce dit des métaux
Bien tissé, bien repassé
Plongé dans le sommeil, dans une idée, dans une passion, dans le vice, dans la joie, dans la tristesse, qui est attaché à [1.3]
 Fondu (se dit des métaux)
Naufragé
Bien endormi [1.8]
Ohatra 
1Ary satria feno loatra ny lakana dia rendrika. [2.113]
2Indreo fo telo rendrika ámin' ny adiny mahantra! [2.928]
3Ao no rendrika ilay nantenaina, ilay sambo nataoko ho tafita! [1.275]
Haiendriteny 
Tsotra : rendrika, rendriky, rendri-
Tovonana : -drendrika, -drendriky, -drendri-
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana