Teny iditra sanatriavin > sanatriavina (sanatria)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Lavina mafy amin' ny filazana hoe "Sanatria"
Enti-milaza zavatra ratsy sambasambaina ho avy: Sanatriavina hoe ho faty ianao rahariva, inona no mba ataonao izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be considered unthinkable or unutterable [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on repousse [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sanatriavina, sanatriaviko, sanatriavinao, sanatriaviny, sanatriavintsika, sanatriavinay, sanatriavinareo, sanatriavin', sanatriavin-, sanatriavim-, sanatriavi-
Ny lasa : nosanatriavina, nosanatriaviko, nosanatriavinao, nosanatriaviny, nosanatriavintsika, nosanatriavinay, nosanatriavinareo, nosanatriavin', nosanatriavin-, nosanatriavim-, nosanatriavi-
Ny hoavy : hosanatriavina, hosanatriaviko, hosanatriavinao, hosanatriaviny, hosanatriavintsika, hosanatriavinay, hosanatriavinareo, hosanatriavin', hosanatriavin-, hosanatriavim-, hosanatriavi-
Filaza mandidy : sanatriavo
Kamban-teny