Teny iditra saofa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [fr. sofa] Seza misy fipetrahan-tsandry an-daniny roa [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: sofa.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31