Teny iditra sifotr' omby (sifotra, omby)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy fandraisana ny tandrok' omby amim-pahakingana ka misavily ary mikainkona eny mova tsy ny akoran-tsifotra [Rajemisa 1985]
Mpanahaka  Bikan' ny tandrok'omby

2012/09/26