Teny iditra tafy soratra (tafy, soratra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy misy pentina tsy mitovy fipetraka, toy ny omby izay misoratra lehibe amin' ny ilany havanana ary kely kosa amin' ny ilany havia [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy Spotted unequally. Applied to cattle. [Richardson 1885]
Mpanahaka  Soratr'omby

2011/07/28