Teny iditra |
tamberim > tamberina
(verina)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Entina milaza ny olona mandeha, dia miverina; ny lasa kely dia tonga indray Entina milaza koa ny mihodinkodina eo an-toerana ihany, na ny fivezivezena mandroso dia misangodina eo amin' izay nialana. [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action d'aller et venir, de tourner et de retourner, de rôder [1.3]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
tamberim > tamberina
(verina)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Rendement [1.13]
|
Kamban-teny |
|
|