Teny iditra tana-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe tanana
Kamban-teny 

Teny iditra tana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tazona, fihina, geja amin' ny tanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Action de tenir, de retenir, d'arrêter, de saisir, de garder: Raha izany no re, tsy tana ny ranomaso (En entendant cela, personne ne peut retenir ses larmes) [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra tana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] [ taña ] Tanalahy, tana: Mañano dian-tana [1.78]
 Biby mandady, irain-jehy na 20 sm eo ho eo ny halavany, manan-toetra manokana fa afaka miovaova volo arakaraka ny toerana misy azy ka sarotra avahana amin' ny manodidina -- Ny lahy aminy dia atao hoe tanalahy ary ny vavy tanavavy, izay mbola manana anarana maro arakaraka ny maha-tanora na zokinjokiny azy: soamarandrana, kamora, kamaitso, kamarabe [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A chameleon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Caméléon [1.8]
Voambolana 
Anaram-biby 
Mpanahaka  kamaitso ~ kamora ~ kamarabe ~ soamarandrana
Ohabolana 
Lahatsoratra 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/04