Teny iditra |
toetoetry > toetoetra
(toetra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [duplicatif diminutif] [1.3]
|
Ohatra |
1 | Ambondrombe, dia toy izany no fomba ny sy toetoetra n' Ambondrombe, dia tendrombohitra avo mifono ala, eny atsimo ny Fianarantsoa manao atsinanana eny;
[2.48]
|
2 | Milaza ny toetoetra sy ny fomban' Andriamanitra izy.
[1.38]
|
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
toetoetry > toetoetra
(toetra)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Filahatry ny haben'ny singambato [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Texture du sol [1.13]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
|