Teny iditra tohy vandana (tohy, vandana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana vakana mitohy ka mifanelanelana fotsy sy mainty [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay perles blanches enfilées alternativement avec des perles noires [Abinal 1888]
Tsanganana sy sary iray takila Ny vakana malagasy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31