Teny iditra tongo > tongotra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Rantsambatana entin' ny olona na biby mamindra sy mandeha no sady manohana mampijoro azy: Roa ny tongotry ny olombelona rehetra fa ny an' ny biby kosa misy roa, misy efatra
Faritra amin' ny tenan' ny zavatra sasantsasany, toy ny fanaka, lavarangana..., izay mitondra azy: Tongo-parafara, tongo-davarangana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A foot, a leg [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pied, jambe, patte [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Tsy tongotro mandia alanana
Tsy tanako mandray joria
[2.246]
2Izay tojo, ny tongotra dia izorana avokoa. [2.471]
3Ny miaramila an-tongotra kosa dia tary Analatelo no niandry. [2.472]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : tongotra, tongotro, tongotrao, tongony, tongotsika, tongotray, tongotrareo, tongotr', tongo-, tongotry
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Manontolo vatana
Ampahany hatotongotra, ranjo
Zanakanarana fe, leferana, lohalika, pokopoko, talikana, votativo
Anaran' akora mamorom-batana hatoka, helika, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, soroka, takiba, takibaka, tanana, tratra, vody, vozona
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra tongo > tongona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] [ tongoña ] Havoana, vohitra kely [1.78]
 Bainga avovona eny an-tanimbary [1.1]
Renianarana gidro
Anarana iray reny ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Mpanahaka  togom-bato

Teny iditra tongo > tongona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Red-bellied lemur (Eulemur rubriventer) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay Lémur à ventre rouge (Eulemur rubriventer) [2.233]
Anarana siantifika Eulemur rubriventer
Voambolana 
Tovy hevitra barimaso ~ soamiera
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro