Teny iditra tsiniko > siny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitaovana fakana rano any am-pantsakana: Miloloha siny ~ Rano intelon' ny siny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Cruche pour aller chercher de l'eau à la fontaine [1.3]
Ohatra 
1Raha fitia tsy eran'ny kibo
ka rano tsy mahafeno siny
very sasaka am-pitondrana
[2.131]
2Ireny tokoa no toa fandoto iray tandroka tsy mahaleo ny fandio iray siny, araka ny fanoharana. [2.470]
Haiendriteny 
Tsotra : siny, siniko, sininao, sininy, sinintsika, sininay, sininareo, sinin', sinin-, sinim-
Tovonana : -tsiny, -tsiniko, -tsininao, -tsininy, -tsinintsika, -tsininay, -tsininareo, -tsinin', -tsinin-, -tsinim-
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra tsiniko > -tsiny
Sokajin-teny endritenin' ny hoe siny

Teny iditra tsiniko > tsiny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanamelohan' ny mpiara-monina noho ny hadisoana nataon' ny tena taminy: Nahazo tsiny tamin' ny rainy izy noho ny ditra nataony
Ota, fahotana: Mbola zaza tsy manan-tsiny izy io
Kilema: Misy tsininy kely ny latabatra namboarinao
Mitovy hevitra: adidy ~ fanadidiana ~ faniniana ~ feta ~ fondro ~ heloka ~ kiana ~ kizaka ~ latsa ~ likiliky ~ lolotramalona ~ nenitra ~ ngidin-koditra ~ ota fady ~ safay ~ soketa ~ tebaka ~ tenitra ~ teny ~ tevidoha ~ voina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Blame, fault, reproach [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Blâme, censure [1.3, 1.8]
 Culpabilité, défaut [1.3]
 Faute [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra adidy ~ soketa ~ fondro
Kamban-teny 
Zanakanarana An' iza ny tsiny? (Ravelomoria Wast)
Le Tsiny et le Tody dans la Pensée Malgache (Andriamanjato Richard)
Ny tsiny, ny tody (Rakotovoarisoa Bernard-Marie)
Ohabolana 

Teny iditra tsiniko > tsiny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanamafisana vy amin' ny fanampiana na fanofanana azy: Tsy tsara tsiny ity angadinao ity, Rabe. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de reforger et do retremper les outils émoussés [1.3]
Sampanteny 
 

Teny iditra tsiniko > tsiny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] Esprits de la nature et surtout de la végétation, censés résider dans les fourrés touffus, les enchevêtrements de lianes, d'où la crainte qu'on a d'y pénétrer. D'après J.M. Estrade, on les considère comme les connaisseurs par excellente des vertus des plantes. C'est pourquoi on les invoque à l'égal des esprits des rois ; leurs saha (= medium) qu'ils sont censés inspirer, jouissent d'une grande réputation. Ils comprennent d'ailleurs toute une hiérarchie et leur chef suprême appelé lavanify (« longues dents ») joue le rôle de principal exécutant des vues du Créateur ( andriananahary). Voir le Tromba (1977) p. 216. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra tsiniko > tsinina (tsiny)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Omena tsiny, lazaina ho diso: Aza tsinina izy noho ny tsy fahalalany
Kianina, ahitsy: Omeko anao àry ity boky ity mba hotsininao
Mitovy hevitra: kabedesina ~ kamentsonina ~ tenenina [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tsinina, tsiniko, tsininao, tsininy, tsinintsika, tsininay, tsininareo, tsinin', tsinin-, tsinim-, tsini-
Ny lasa : notsinina, notsiniko, notsininao, notsininy, notsinintsika, notsininay, notsininareo, notsinin', notsinin-, notsinim-, notsini-
Ny hoavy : hotsinina, hotsiniko, hotsininao, hotsininy, hotsinintsika, hotsininay, hotsininareo, hotsinin', hotsinin-, hotsinim-, hotsini-
Filaza mandidy : tsinio

Teny iditra tsiniko > tsinina (tsiny)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy (Vy) hamafisina, aofana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : tsinina, tsiniko, tsininao, tsininy, tsinintsika, tsininay, tsininareo, tsinin', tsinin-, tsinim-, tsini-
Ny lasa : notsinina, notsiniko, notsininao, notsininy, notsinintsika, notsininay, notsininareo, notsinin', notsinin-, notsinim-, notsini-
Ny hoavy : hotsinina, hotsiniko, hotsininao, hotsininy, hotsinintsika, hotsininay, hotsininareo, hotsinin', hotsinin-, hotsinim-, hotsini-
Filaza mandidy : tsinio

Fivaditsoratra