Teny iditra tsokajin > sokajy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Antokon andia-miaramila madinika izay misy miaramila dimy amby roapolo
Fizarazaran' ny antoko na fikambanana iray: Misy sokajy efatra ao amin' ny Akademia Malagasy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A squad ; a division, a department [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Escouade de vingt-cinq soldats [1.3]
 Escouade; division, département [1.8]
 Classe, catégorie, section, groupe, ord [...] [tohiny 1.5]
Ohatra 
1Narindra ho sokajy telo ireny litera ireny [2.442]
2Niala ny sokajin-dRanary, dia niditra ny sokajy hafa [2.270]
3Nisoko mangina tamin' ny sokajy ambany tao amin' ny tafika izany [2.472]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Anglisy: squad.