Teny iditra verymaso > verimaso
Singan-teny very ; maso
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba fitafy lamba izay anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takona [2.314]
 Fijerena amin' ny hirika kely amin' ny lamba anaronana ny loha ka ny maso ihany no tsy takonana: Manao verimaso [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ very maso ] Action de se voiler la figure de manière à ne montrer que les yeux, se dit des femmes de mauvaise vie [1.3]
Ohatra Kao-drazana tsy azo avela ny anay, ka raha maso mataho-ditsoka, dia ny verimaso no ataovy marevaka, fa raha sima no mianala: miantsinanana voky rivotra, miankandrefana manahy lela. [1.298]