Teny iditra voin > voina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Loza mihatra,antambo mby an-koditra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy calamity, aflliction [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay calamité, désastre [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Izy aloha dia tonga isan-kerinandro taorian' iny voina iny. [Andraina: Mitaraina, takila 111]
Teny nalaina 

Teny iditra voin > voy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanaovana izay hampisosa ny lakana amin' ny fikapohana ny rano. [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy the act of paddling a canoe [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay action de pagayer ou de ramer [Hallanger 1974]
Sampanteny 

Teny iditra voin > voy
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara] vitandratsy, voina [Rakotosaona 1975]