Teny iditra zaitry > zaitra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampikambanana lamba amin' ny kofehy mba hahatonga azy ho akanjo: Tsy mbola mahay zaitra i Bozy kely
Fomba nanjairana: Tsara zaitra itỳ akanjonao itỳ izany! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sewing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Couture [1.8]
Ohatra Ny sarifilanelina tsy akory tsy niova, fa ny didiny, tsy ilay zaitra kitapo iray trano sahala amin' ny taloha intsony. [2.472]
Sampanteny 
Kamban-teny