Teny iditra zanany > zanaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona na biby nateraky ny hafa, na tokotokony ho izany ara-taona na dia tsy naloakan' ny kibony aza: Tokony hanaja sy ho tia ny ray aman-dreniny ny zanaka: Zanak' omby
Vola ateraky ny petrabola na vola nosamborina: Zana-bola
Nateraka, silaky ny aina, sombin' ny aina, menaky ny aina, naloakan' ny kibo
Teny iray tarika: dimby ~ solo ~ solofo ~ taranaka ~ teradRanona ~ tsy omby kibo ~ zana-drahalahy ~ zana-drahavavy ~ zanak' anabavy ~ zanak' anadahy ~ zaza natsangana ~ zaza navelan-dRanona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A child, offspring; the young of animals [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fils, fille [1.54]
 Enfant; petit d'un animal, des plantes [1.8]
 (toute l'île) (sens général : enfant ; du malais anak, même signification). Pour les plantes : plants préparés pour la transplantation ; s'applique à toutes les espèces à l'exception du riz, dont le plant s'appelle ketsa. On précise souvent zanakazo : jeunes plants des arbres (de zanaka et hazo). [1.196]
  [Sakalava-Mayotte] Enfant [1.405]
Ohatra Tompon-trano, raha tsy izany zanaka an-trano, no fiheverako ny tenako. [2.4]
Haiendriteny 
Tsotra : zanaka, zanako, zanakao, zanany, zanatsika, zanakay, zanakareo, zanak', zana-, zanaky
Tovonana : -janaka, -janako, -janakao, -janany, -janatsika, -janakay, -janakareo, -janak', -jana-, -janaky
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaram-poko 
Anaran' olona 
Lohateny Zanak' Ingahy Naora (Andrianjafy Michel)
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra zanany > zana-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe zanaka
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra zanany > zana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] (Arabo) lanitra, paradizy [1.78]
Voambolana 

Teny iditra zanany > zana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (de zahana : qu'on met à l'épreuve). Suivant les provinces :
[Betsimisaraka] (nom relevé anciennement par Chapelier avec l'orthographe « zane », Voir Bulletin Acad. Malgache 10 (1912) p. 305-306) ; il s'agit de Phyllarthron ilicifolium (Pers.) H.Perrier (Bignoniaceae), dont le fruit est bien appelé voamasina (« voué-massine » comme l'écrit Chapelier).
[Tsimihety] Doratoxylon apetalum (Poir.) Radlk. et sa variété Doratoxylon apetalum var. fulvum Capuron Ined. (Sapindaceae).
[Mahafaly] Tinopsis dissitiflora (Baker) Capuron (Sapindaceae).
Le bois de ces deux dernières espèces sert aussi à faire des talismans. [1.196]
Anarana siantifika Doratoxylon apetalum, Doratoxylon apetalum var. fulvum, Phyllarthron ilicifolium, Tinopsis dissitiflora
Voambolana 

Teny iditra zanany > zana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (de zanaka : nom d'un certain nombre d'arbres et arbustes rejetant abondamment ; on sait que les Sakalava ne prononcent pas le ka terminal). Leptolaena multiflora Thouars (Sarcolaenaceae). [1.196]
Anarana siantifika Leptolaena multiflora
Voambolana 

Teny iditra zanany > zaña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Mahafaly] (probablement d'un mot africain). Zanha suaveolens Capuron (Sapindaceae). Le nom scientifique du genre zanha a été créé par Hiern (1896) pour l'espèce d'Afrique orientale Zanha golungensis Hiern. C'est le même mot qu'utilisent les Malgaches pour désigner l'espèce de Madagascar, espèce d'ailleurs côtière et localisée entre Maintirano et la vallée de l'Onilahy. C'est un bel arbre, à tronc souvent renflé, fusiforme, à écorce platanoïde rougeâtre. Celle-ci est employée comme succédané du savon à la manière du « Bois de Panama », surtout pour les tissus les plus délicats (tissus de soie notamment). Elle est riche en saponines. Voir aussi savonihazo. [1.196]
Anarana siantifika Zanha suaveolens
Voambolana 

Fivaditsoratra