Teny iditra | zehe > zehena (zehy) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Refesina amin' ny zehy: Zeheo kely ny halavan' ny rindrina atsimo Ferana, faritana, fangitana: Tsy azo zehena ny fahefan' Andriamanitra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be measured by spans; [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on mesure par empans; [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny zehena io | ||||||||
Fivaditsoratra | hezena, zehena |