Teny iditra | akatra | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana amin' ny toerana ambony na avoavo kokoa [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Ascent, upward progress. Root not much used. [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ascension [1.3] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Anaran-toerana |
| ||||||||||||
Teny iditra | akatra | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A trap, a snare [1.2] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Piège à rats (en bambou). [1.19] | ||||||||||||
Fivaditsoratra | akatra, atraka, karata |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |