Teny iditra ambiaty
Singan-teny amby ; aty
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-kazo tsy dia lehibe loatra, izay nataon' ny Ntaolo famantaran-taona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A shrub, the leaves of which are pounded and applied to sores. A bundle of the leaves tied together and put in ponds or marshes is used for catching sifotra (a kind of snail), the sifotra clinging in numbers to the bundle. The flowering of the plant is a sign to the people that the season for sowing the rice has come. Vernonia appendiculata, Less. See vaky ambiaty [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina, Sihanaka] (de amby = excédent, surplus, et aty, dans le sens de atin-kazo = la moelle ; parce que cet arbuste a une moelle très importante par rapport au diamètre des tiges). Vernonia appendiculata Less. (Asteraceae). Joue un rôle important dans le folklore malgache. Sa floraison est le signal du semis du riz de deuxième saison appelé vaki-ambiaty (de vaky = partagé). On l'emploie comme vulnéraire en médicine populaire. [1.196]
Anarana siantifika Vernonia appendiculata
Ohatra 
1atao ao koa ilay ambiaty teo. [2.245]
2Angaha hianao nividy omby tanaty ambiaty. [2.332]
3Ohatra tamin' ny fambolem-bary manara-maso ny fanirin' ny ambiaty izahay. [2.643]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10