Teny iditra anay
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Mpisolo anarana misolo olona enti-manolo ny izahay raha atao teny fameno: Nanasa anay idadatoa tamin'ny alahady,, na atao teny milaza tompon-javatra: Anay ny fandresena! [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Us, ours (but not yours); used as accusative or possessive plural of aho, or izaho. [1.2]
 Us (exclusive - as object); ours [1.7]
Fanazavàna teny frantsay (excluant ceux à qui l'on parle). Nous, à nous. Aza mitora-bato anay: ne nous lancez pas des pierres. Anay ireo voankazo ireo: ces fruits sont à nous. Anay ny miambina anio alina: c'est à nous à faire la garde la nuit prochaine. Anay ho anay izany: c'est notre affaire. [1.3]
 Nous, à nous [1.5]
 Nous (exclusif - objet); nôtre. [1.8]
Fanazavàna teny italianina Noi, a noi [1.18]
Mpanahaka  ny anay ~ izahay ~ -nay, -ay
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31