Teny iditra antsetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Ampemby [1.78]
Voambolana 
Anaran-toerana 

Teny iditra antsetra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Lefona, firombaka [1.78]
 Vy miendrika lelan' angady kely izay atsatoka eo andohan' ny tehina na amin' ny vody lefona mba hanavesabesatra azy ka hahamora ny fikendrena mahitsy aminy
Honkon' ny zarandefona na angady [1.1]
 Angady kely fihevoana voly [1.13]
Fanazavàna teny anglisy A piece of iron like a small spade-blade put on the lower part of a spear-handle as a balance or ornament. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Pioche. [1.19]
 Binette [1.13]
Voambolana 

Teny iditra antsetra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Manga [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31