Teny iditra |
arivo
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Zato impolo Be dia be tsy hita isa: Maso arivo no indray nifantoka teny amiko ka saika safotra aho [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A thousand. [Mal. ribo; Jav. riwou; Swa. alafu.] [1.2]
|
| A thousand [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Mille [1.3, 1.8]
|
| Mille est souvent pris comme abbréviation de Tananarive, Antananarivo, la capitale malgache [1.196]
|
Marika iraisam-pirenena | 1000 1 000 1.000 1,000
M
[3.1]
|
Ohatra |
1 | Iray mitakalo arivo izany?
[2.5]
|
2 | Ohatra sasany anatin'ny arivo no tsahivina.
[2.298]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohabolana |
Lahatsoratra |
|