Teny iditra baibo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Adala, foka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Obstinate, stubborn, contumacious, headstrong, foolish. [1.2]

Teny iditra baibo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (teny tranainy) Mpandany harena tsy azo tenenina [1.1]

Teny iditra baibo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro] Lonaka, vokatra [1.78]

Teny iditra baibo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Tany lonaka amorondrano [1.78]
  [Sakalava] Tanimboly voasafotry ny rano amin' ny fahavaratra [1.1]
  [Sihanaka] [ baibô ] Lohasaha lonaka [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A field, a plantation near the water. See saha [1.2]
 A moist fertile land in the river bottoms [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Terre alluviale et humide des vallées [1.8]
  [Sakalava] Terre de décrue sur lesquelles on cultive en saison sèche ; par opposition aux terres dites hatsake où l'on fait des cultures sur brûlis en saison de pluies. [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
Anaran-toerana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24