Teny iditra fasika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sand [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
 Sand [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Sable [1.8]
Ohatra 
1Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana. [2.356]
2Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika. [2.442]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra fasika
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and fasina are used in the provinces. [1.2]
Sampanteny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11