Teny iditra fasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanononana ny hoe "fasana" taloha, na ankehitriny koa aza, amin' ny faritany sasantsasany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Ancienne prononciation of fasana [1.3]
Ohatra Ary ny mpanefy manely ny vola halao fasina, tao amin' Andriamamba. [2.48]
Anaran-toerana 

Teny iditra fasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taimoro, Tanala] (fasiña) fasika [1.78]
  [Bezanozano, Sihanaka, Tambahoaka] Fasika [1.78]
 Moron-dranomasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A provincial word for fasika [1.2]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24