Teny iditra filazana (laza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampahalalana: ~ Filazana tamin'ny gazety no nahafantarako izany.
Fanambarana ~ Manao izao filazana izao ny Fitondrana revolisionera.
Fitantarana ~ Araka ny filazan'ireo nanatri-maso, dia folo no isan'ny maty tamin'io loza io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A report, an announcement [1.7]
Fanazavàna teny frantsay L'annonce, l'avis, le récit, la narration, ceux qui entendent le récit, les plaintes. ~ Izao no filazana voapetaka tamin'ny rindrina (Voici l'annonce qui a été collée sur le mur) [1.3]
 Annonce, avis [1.5]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra Filazana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -21.2666667, 46.6666667

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/17