Teny iditra fitana (ita)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toerana misy ny rano marivo robohina mba hahatongavana eny andafin'ny rano.
Mitovy hevitra: fitsakana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Rel. s. from mita (ita).] A ford [1.2]
 The act of crossing a river, a valley. etc., a crossing place, a ford [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Action de traverser une rivière, une vallée, etc. ; gué [1.8]
 Traversée
Conductibilité [1.13]
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra fitana (tana)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fomba entimitana: Izao no filana sabatra raha tsy hainao.
Azo tanana: Tsy fitana intsony izany fomba izany ankehitriny. [1.1]

Teny iditra fitana (tana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Provincial for the hand [tanana, held.] [1.2]

Teny iditra Fitana (fitana)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -16.15, 49.1833333

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22