Teny iditra gisa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vorona anisan' ny lehibe amin' ny varana ompiana ka nahatonga ny anarany hoe Vorombe; efadrantsana miraikitra sy mitapelaka ny gisa ary fisa-bava lavalava; vorona tsara hena na dia somary sarotsaro-devonina ihany aza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A goose [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Oie [1.54]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ny fihaviany Anglisy: geese.
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  vorombe
Ohabolana 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11