Teny iditra hitsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mijoro tsara, tsy bilabila: Mahafinaritra ny mifery ny hitsin' itỳ hazo itỳ
Hamarinana, tsy fisian-diso: Mahagaga ny hitsin' ny fitenin' itỳ zaza itỳ
Fahamarinana, tsy fiolakolahana; ny marina, ny rariny: Tokony hitsara mandrakariva araka ny hitsiny ny mpitsara
Tandrify: Mipetraka eo amin' ny hitsin' ny tsena indrindra izahay. [1.1]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Lohateny Hitsivolana 2018-001
Anaran-toerana 

Teny iditra hitsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fijoroana mahitsy [1.78]

Teny iditra hitsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay Droite [1.13]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra hitsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Karazan-kazo fanaovan-trano [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] Rhodocolea telfairiae (Bojer ex Hook.) H.Perrier (Bignoniaceae). Voir aussi hitsika et hitsikitsika . [1.196]
Anarana siantifika Rhodocolea telfairiae
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/22