Teny iditra iretsy (itsy)
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro zavatra na olona maro, avy amin' ny "itsy" ka mitovy ny halaviran-toerana lazainy sy lazain' ny "itsy": Mahafinaritra iretsy sary iretsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Those (in sight), plur. of itsy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ceux-là (visibles), plur. de itsy [1.8]
Ohatra 
1Azonay an-tsaina fa vahiny iretsy hafa. [2.472]
2Tohin'izany koa, ilay iretsy: tandremo ny ainy. [2.298]
3Izany no mba fialeman' iretsy tantsaha lanaky ny asa. [1.281]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21