Teny iditra irỳ
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro lavitra fa taza-maso tsara: Jereo irery vorona manao faribolana ambonin' irỳ tendrombohitra [1.1]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra iry
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitadiavana hanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy An ardent desire [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Désir ardent [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31