Teny iditra |
izaho
|
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina: ~ Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.(Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza
ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny: ~ Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho). [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | See aho. [1.2]
|
| I (emphatic) [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Je, moi. Manao izaho ity: faire l'important. [1.3]
|
| Je, moi (s'emploie au début de la phras [...] [tohiny 1.5]
|
| Je, moi [1.8]
|
| [Tanala]
Je, moi. [Peu employé, cf. plutôt aho, iaho]. [1.6]
|
Fanazavàna teny italianina | Io [1.18]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|