Teny iditra kalalao
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Bibikely somary menamena fisapisa-batana misy elatra, fahita indrindra amin' ny efitrano fahandroan-kanina. (Anaran-kafa iantsoana azy: kalabe, kadradraka) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A cockroach [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cancrelas, blatte, cafard [1.8]
Ohatra ka raha tsy efa velona ny kalalao, dia tsy pihina ny jiro elektrika. [1.395]
Voambolana 
Tovy hevitra kadradraka ~ kalabe
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Lahatsoratra 

Teny iditra Kalalao (kalalao)
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Voambolana 
Fangi-bolantany -21.1833333, 47.1

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/30