Teny iditra l
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Tarehintsoratra fahiraika ambin'ny folo ary renisoratra fahavalo amin'ny abidy malagasy. Ny L dia miova ho D amin'ny fanakambanan-teny: hevitra lalina = hevi-dalina. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Onzième lettre et huitième consonne de l'alphabet malgache. [1.3]
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra L
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Marika romana izay milaza ny isa 50 [3.1]
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa

Nohavaozina tamin' ny 2020/11/03