Teny iditra longo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] havana [1.78]
  [Sihanaka, Tanosy] sakaiza [1.78]
  [Bara, Sihanaka] namana [1.78]
  [Sakalava] sakaiza, namana [1.1]
 Namana na sakaiza mpiaraka manao ratsy
Sakaiza, havana: Longoko ianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A friend; a companion in evil-doing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Provincial] Ami, compagnon [1.8]
 Ami, camarade, personne avec qui on a de bons rapports [1.196]
Ohatra Neniko mama Toy Ravaly tsy hiala Ka longo a vady. [2.606]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra longo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava, Tsimihety] On appelle ainsi une plante à fibre commune autour des habitations. Voir Decary, Annales Musée Colonial Marseille 1946, p. 83. [1.196]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/11/13