Teny iditra |
manomba
(omba)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mandrakotra misakobona amin' ny lamba na ny elatra: Manomba ny zanany na reniakoho Miaro: Manomba antsika ny fitahian' Andriamanitra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To cover, to wrap; in the provinces it means to strip off a person's clothes, or to insult by indecent language. [1.2]
|
| To cover, to protect [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Couvrir; protéger [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manomba |
Ny lasa : |
nanomba |
Ny hoavy : |
hanomba |
Filaza mandidy : |
manombà |
|
Tovy hevitra | |
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
mañomba
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Manampy, mifanampy samy matanjaka [1.78]
|
|
Teny iditra |
mañomba
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka]
Mandoa [1.78]
|
|
|
Teny iditra |
manombà
(omba)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manomba
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
|
Teny iditra |
Manomba
(manomba)
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -20.3166667, 45.0833333
-17.8833333, 44.0166667
|
|
Teny iditra |
Manomba
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Fanazavàna teny frantsay | Petit fleuve de la sous-préfecture de Maintirano ...
Il reçoit sur sa rive droite la Marifilaly [1.11]
|