Teny iditra | maria (ria) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny toetran' ny rano mandeha mikoriana fa tsy mihandrona na monina: Entin' ny rano maria ny lakana ka mandeha tsy voizina akory [1.1] | ||||||
Mahery sy lalina tsy azo itana [2.285] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | To flow swiftly; swifty-flowing [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Couler rapidement [1.8] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Anaran-toerana |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny maria io | ||||||
Teny iditra | maria | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Nom d'une espèce d'oiseau. [1.19] | ||||||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||||||
Tsipelina hafa | mariha | ||||||
Teny iditra | Maria (ria) | ||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | ||||||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | ||||||
Fangi-bolantany | -17.2833333, 46.4333333 | ||||||
Teny iditra | Maria | ||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | 1. Maria, Miriama, mpaminany vavy, anabavin'i Aarona
2. Maria, renin'i Jesosy 3. Maria, vadin' i Klopa 4. Maria, anabavin' i Lazarosy 5. Maria Magdalene 6. Maria, renin' i Marka 7. Maria, isan'ny Kristiana tao Roma [2.996] | ||||||
1. Miriam, the sister of Aaron 2. Mary, mother of Jesus 3. Maria, wife of Cleophas 4. Mary, sister of Lazarus 5. Maria Magdalene 6. Maria, mother of Mark 7. Maria, an early Christian from Rome [2.996] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | 1. Miryam, soeur d'Aaron 2. Marie, mère de Jésus 3. Marie, épouse de Clopas 4. Marie, soeur de Lazare 5. Marie Magdalène 6. Maria, mère de Marc 7. Marie, chrétienne de Rome [2.996] | ||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Maria | ||||||
Lahatsoratra | [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Maria] | ||||||
Fivaditsoratra | aramy, Arima, maray, maria, miara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |