Teny iditra n
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy
Marihina fa ny Z sy N dia renisoratra azo ampifanoloina indraindray, tahaka ny hita, ohatra, amin' ny hoe: Zaotra sy Naotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Consonne nasale, la treizième lettre de l'alphabet malgache et la dizième des consonnes. [1.3]
Mpanahaka  abidỳ
Tsanganana sy sary iray takila Ny abidia
Lahatsoratra 
Sary 

Teny iditra -n-
Sokajin-teny kianteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana amin'ny teny tsy miafara amin'ny ka, tra, na, ka toy izao izany: atovana amin'ny anarana milaza ny zavatra ananana ny n' na n- (tranon' olona, akanjon-jaza) na amin'ny matoanteny iharana (ataon' olona, vitan-jaza) [1.1]

Teny iditra N
Sokajin-teny anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  Azôty na nitirôzenina. Singa mietona, fahafito amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Nitrogen [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Azote [3.1]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/08/14