Teny iditra trimo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anaran-kafa nilazana ny voay taloha
Olona vaventy be [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra fanantily ~ bemiohara ~ mavotay ~ ngetry ~ mamba ~ vily ~ voae ~ voay
Kamban-teny 
Anaran' olona 
Anaran-toerana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31