Teny iditra valo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fito ampiana iray: Efatra ampiana efatra valo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Eight [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Huit [1.3, 1.5, 1.8]
Marika iraisam-pirenena  8
VIII [3.1]
Ohatra 
1Tsy latsaka ny fito ambin' ny folo na valo ambin' ny folo kilao, hoy Raboto. [2.471]
2Soavaly valo no mipitrapitra sy mijaridina tsara toa miandry fotoana izay hiantsoana azy hiasa. [2.470]
3Vao valo taona angamba aho, ary efatra izy? [2.5]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lohateny Ratsimba Valo Mianaka (Rakotozafy Alphonse)
Anaran-toerana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny isa
Fifanampiana
Fampitomboana
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Teny iditra valo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiovana ho tsara, baboka, fifonana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Changement en bien, repentir, action de demander pardon, de s'excuser [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra valo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (dans son sens général, ce mot signifie : repentir, action de demander pardon). Nom donné à des arbres à écorces fibreuses, très solides, qui servaient dans le passé à lier les captifs. C'est probablement l'origine de leur nom. Parmi les très nombreuses espèces ainsi désignées, nous avons relevé suivant les dialectes :
  • (tanosy) Dombeya anakaensis Arènes ; réf. Service Forestier 4516 ; et Dombeya danguyi Hochr. (Malvaceae). Un humoriste donne aussi ce nom à Neuropeltis sp. (Convolvulaceae), liane dont les tiges n'ont aucune solidité.
  • (Tsimihety) Dombeya ambalabeensis Arènes, réf. Service Forestier 4548 ; et Dombeya laurifolia (Bojer) Baill., d'après d'Alleizette 1272.
Voir aussi les dérivés que nous énumérons. [1.196]
Anarana siantifika Dombeya albisquama, Dombeya ambalabeensis, Dombeya anakaensis, Dombeya danguyi, Dombeya dichotomopsis, Dombeya floribunda, Dombeya lucida, Dombeya sahatavyensis, Dombeya spectabilis, Dombeya valou, Thespesia populnea
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/26