Teny iditra Afomarolahy
Singan-teny afo ; maro ; lahy
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny frantsay Une composante de l'ethnie Tandroy [1.354]
Ohatra Ny Afomarolahy dia milaza fa avy any Imerina, ny Andriambita avy any Anosy ary ny Antedoho avy any Antsakalava. [2.508]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09