Teny iditra Tankay (ta-, ana, hay)
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Bezanozano [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A tribe inhabiting the land bordering the forests. [1.2]
Ohatra 
1Omeko ho fehezinareo ny Tankay. [2.508]
2ary ny niantsinanana dia tonga Tankay ankoatry ny ala [2.48]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/08