Teny iditra Zafisoro
Sokajin-teny anaram-poko
Ohatra 
1hoy Fatakamana, Zafisoro kely mangamanga, zatra nisaraka tamin' ireo ray aman-dreniny. [2.499]
2Eo anelanelan' ny renirano Andranamby ao avaratra, Mananivo ao atsimo, no misy ny Antefasy, miaraka sy mifanila amin' ny Zafisoro sy foko hafa havany atao hoe "Ny Folotoko" sy "Ny Foko Roambinifolo" [2.508]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/25