Teny iditra |
aferontany
|
Singan-teny | afero ; tany |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Karazan-javamaniry ohatra ny ahitra, mangidy aoka izany ny tsirony, fanao ody kohaka (Mollugo nudicaulis) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A small herb, a decoction of which is drunk as a remedy for whooping cough. Mollugo nudicaulis. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Petite plante très amère. Mollugo nudicaulis [1.3]
|
| (de afero = fiel et
tany = terre ; "fiel de la terre" ; nom dû à l'extrême amertume de ces plantes).
[Merina]
Mollugo nudicaulis Lam. (Molluginaceae).
Excellent antispasmodique, antitussif, surtout dans la coqueluche et toux quinteuses des enfants.
Voir Rakoto Ratsimamanga, Boiteau, Mouton : Éléments de Pharmacopée Malagasy, notice 9 (1969).
[Betsimisaraka]
Tachiadenus carinatus (Desr.) Griseb. (Gentianaceae).
Voir
aferombohitra.
[1.196]
|
Anarana siantifika | Mollugo nudicaulis, Tachiadenus carinatus |
Voambolana |
Anaram-javamaniry |
|
|