Teny iditra amboafotsikely (amboa, fotsy, kely)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaniry izay mihorongorona raha vao voakasika
Mitovy hevitra: amboafotsitenda ~ kelimanjakalanitra ~ mihoronkorona ~ modimodia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Sihanaka] (de amboa = le chien, fotsy = blanc et kely = petit ; "le petit chien blanc" ; évoque un petit animal craintif et frémissant). Nom de la "sensitive", Mimosa pudica L. (Mimosaceae), qui replie ses folioles dès qu'on la touche. [1.196]
Anarana siantifika Mimosa pudica
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31