Teny iditra amontana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo lehibe midoroboka, mitovitovy amin' ny aviavy saingy ny raviny no lehibe sy matevina kokoa, ny voany boribory sahala habe amin' ny ankiben-tongotra. Ny amontana sy ny aviavy dia fahita fahizay tamin' ny tanàna nonenan' andriana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Large trees, of which there are amontambavy and amontandahy. The milky juice is boiled and made into bird-lime. Ficus Baroni, Baker, and Ficus trichophlebia, Baker. [1.2]
 A large tree of the fig family [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grand arbre, espèce de figuier, sycomore [1.8]
  [Merina] (complication orthographique superflue de amonta). Ficus baronii Baker (Moraceae). L'un des arbres sacrés des ancêtres malgaches. Symbole de la terre ancestrale et de la maternité (par son latex). Il était planté dans tous les enclos des palais royaux et seigneuriaux. [1.196]
Anarana siantifika Ficus baronii
Ohatra 
1Isa ny amontana, Roa ny aviavy, Telo fangady, Efa-drofia, Dimy emboka. [2.69]
2Koa nihazakazaka nialoha izy, dia nianika amontana anankiray hitazana azy, fa eo no handalovany. [2.996]
3ka raha, sanatria, misy danik' andro mandoro azy avy any dia ialahy no amontana hialokalofany eto. [2.643]
Voambolana 
Tovy hevitra amontambavy ~ amontandahy
Mpanahaka  aviavy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31