Teny iditra an' arivo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy hita isa, tsy tambo isaina [1.1]
Mpanahaka  alinalina ~ manetrinketrina ~ tsy hita zambazamba ~ tsy omby alinalina ~ zavon-tany

Teny iditra anarivo
Singan-teny arivo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tarehimarika anarivo, ny tarehimarika maneho ny arivo [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Chiffre des mille [1.13]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05